|
|
|
|

Entrée1  fandaniana
Radical  2 lany
Partie du discours  3  nom
Explications en anglais  4 consumption, using up. [1.7]
Explications en français  5 consommation, l'action de dépenser. [1.8]
Exemples  6  Ireo lalàna ireo no mamela ny Fanjakana haka hetra sy hanao fandaniana. [4.27#2004/06/11]
7  Tsy nampaninona ny varotra ny fandaniana kely dia kely nataon-dry zareo. [1.369#]
8  ny fihoarana amin' ny fandaniana voafetra (les dépassement de la puissance souscrite) [4.12:1173451160]

Anagrammes  9 fanadinana, 10 fandainana, 11 fandaniana

Mis à jour le 2025/09/12