|
|
|
|

Entrée (1/2) 1  tapitra
Partie du discours  2  participe
Explications en malgache  3 Vita tanteraka, tomombana: Misaotra fa tapitra ny asa nataonao
4 Tsy misy mijanona na kely aza, lany, foana: Tapitra ny vara tao an-tsompitra
5 Vita, izay no izy: Tapitra ny tantara
6 (vola) Voaloa daholo, tsy misy sisa mijanona: Tsarovy tsara fa tapitra izay ny volanao a! [1.1]
Explications en anglais  7 ended, finished; used up, all gone [1.7]
Explications en français  8 fini, terminé [1.3, 1.8]
9 achevé, accompli [1.3]
10 épuisé [1.8]
Exemples  11  tapitra ity asa ity (Ce travail est fini, terminé, achevé) [1.3#683]
12  tapitra ny taona (Nous sommes à la fin de l'année) [1.3#683]
13  Rehefa tapitra ny tenin'ireo mpiampaga, dia navela hiteny izy telo mianaka. [2.324]
14  Nony tapitra tafavoaka daholo ny voatiry dimy sy enina, dia indry mamonjy mamafa ny tranon-tsoavaly I Lidy. [2.470#155]
15  Nozerany zaran' angady tamin' ny lohany dia tapitra aina teo no ho eo. [2.472#129]
Morphologie 
16  Présent :
17  Passé :
18  Futur :
Dérivés 
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Combinaisons  21  9 expressions, toponymes, etc... avec ce mot

Entrée (2/2) 22  tapitra
Partie du discours  23  verbe passif
Explications en anglais  24 ended, finished; used up, all gone [1.7]
Explications en français  25 sali, crotté [1.3]

Mis à jour le 2026/03/07