| Entrée | 1 tapiny | 
| Partie du discours | 2 nom tapika et pronom | 
| Explications en malgache | 
3 Enti-milaza zavatra vitsivitsy, tsy betsaka, anatin' ny maro: Tapiny ihany no hitanay tamin' ireo tompon-tany, fa raha vao tonga izahay dia Lasa niery daholo ny ankamaroany Singantsingany mialoha lalana ary manambara ny maro mbola eo aoriana. [1.1]  | 
| Synonymes | 4tapika | 
| Anagrammes | 5 pañity, 6 tapiny | 
| Mis à jour le 2025/09/12 | 
 |