| Entrée | 1 lany ra | 
| Mots élémentaires | 2 lany, 3 ra | 
| Partie du discours | 4 locution | 
| Explications en malgache | 5   enti-milaza ny olona izay kely ny ra amin' ny tenany ka osa sy reraka izy [1.1] | 
| Explications en français | 6   anémié, dont le sang est épuisé [1.3] | 
| Synonymes | 7 kely ra, tsy ampy ra | 
| Anagrammes | 8 lanary, lañary, 9 lany ra | 
| Mis à jour le 2025/10/18 |   |