|
|
|
|

Entrée1  mangadihady
Radical  2  hadihady
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4  [1.1] Enti-milaza toerana foana tsy misy na inona na inona fa osa daholo izay zavatra tao, toy ny tany tsy misy ahitra na voly izany, na toy ny loha nokakasana: Nataony nangadihady ny lohany ka saika tsy fantatro izy
Explications en anglais  5  [1.2] bare, barren (country); bald, as the head.
Explications en français  6  [1.3#202] nettoyé, complètement vide, nu, découvert, pelé: Mangadihady ny trano (La maison est complètement vide) ~ Mangadihady ny lohany (Sa tête est pelée, chauve, rasée) ~ Tany mangadihady (Pays nu, découvert) ~ Tondiombohitra mangadihady (Montagne pelée)
Exemples  7  [2.445#] Tanety sola sy mangadihady sisa no navelany dia nifindra lasy indray izy.
8  [2.499#] dia ilay tanàna kely mangadihady mitorevaka eo afovoan' ny torapasika mahamay.
9  [2.117#] Maro ireo tehezan-tendrombohitra no mangadihady, tsy ahitana hazo maniry intsony.
Mots composés 

Mis à jour le 2024/12/11