| Entrée (1/4) | 1 adina |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Fanontaniana: Tia adinadina koa iny Rangahy iny
4 Avina, antsafa, ontany, tanitany 5 Famotopotorana, famakafakana: Raha lalina adina malain-ko diso dia tsara, fa raha lalina adina hitotototo amin' ny tsy mety, ratsy [1.1] |
| Explications en anglais |
6 examination, scrutinising. Only used in compounds or derivatives, as tsara adina.
[1.2] 7 a question, an examination [1.7] |
| Explications en français |
8 question, examen
[1.3, 1.8, 1.5] 9 information [1.5] |
| Exemples |
10 eto kosa, tantara-na ady no atrehintsika, ka ady mangotraka mifanao maty sy velona mihitsy ary adina foko roa, ny iray mananika, ny iray miaro tena.
[2.314]
|
| Morphologie |
|
| Dérivés |
|
| Synonymes | 27 adinadina |
| Analogues | 28 faka, 29 fakafaka, 30 fotopototra, 31 hadihady, 32 karoka, 33 karokaroka, 34 savasava, 35 sikotra, 36 taratara |
| Tous les mots composés | 37 laza adina |
| Entrée (2/4) | 38 adiña |
| Partie du discours | 39 adverbe [Liste complète] |
| Explications en malgache |
40 foana, ihany, fotsiny: Voky naho sao resake fa leha tsy voky ho mañeke foana
[Betsileo]
[1.78] |
| Synonymes | 41 mady |
| Entrée (3/4) | 42 Adina |
| Partie du discours | 43 nom propre (biblique) [Liste complète] |
| Explications en anglais |
44 Adina
[2.996] |
| Explications en français |
45 Adîn
[2.996] |
| Exemples |
46 ny taranak'i adina dia dimy amby dimam-polo amby enin-jato;
[2.996]
|
| Vocabulaire | 47 Ecritures Saintes |
| Citations bibliques | 48 Chapitres et versets citant Adina |
| Article | 49 Randzavola: Adina ao amin' ny Baiboly |
| Entrée (4/4) | 50 Adina
![]() |
| Partie du discours | 51 nom |
| Vocabulaire | 52 Botanique: genre scientific |
| Noms locaux de plantes |
|
| Anagrammes | 58 adany, adina, Adina, adiña, 59 anday, 60 andia, 61 daina, 62 diana, DIANA |
| Mis à jour le 2025/12/13 |
|