|
|
|
|

Entrée (1/4)1  adina
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Fanontaniana: Tia adinadina koa iny Rangahy iny
4  Avina, antsafa, ontany, tanitany
5  Famotopotorana, famakafakana: Raha lalina adina malain-ko diso dia tsara, fa raha lalina adina hitotototo amin' ny tsy mety, ratsy [1.1]
Explications en anglais  6  examination, scrutinising. Only used in compounds or derivatives, as tsara adina. [1.2]
7  a question, an examination [1.7]
Explications en français  8  question, examen [1.3, 1.8, 1.5]
9  information [1.5]
Exemples  10  eto kosa, tantara-na ady no atrehintsika, ka ady mangotraka mifanao maty sy velona mihitsy ary adina foko roa, ny iray mananika, ny iray miaro tena. [2.314]
Morphologie 
11  Simple :
Dérivés 
12  Verbes actifs :
13  Verbes passifs :
14  Verbes relatifs :
15  Noms :
16  Adjectifs :
Synonymes  17  adinadina
Analogues  18  faka, fakafaka, fotopototra, savasava, hadihady, taratara, sikotra, karoka, karokaroka.
Mots composés 

Entrée (2/4)20  adiña
Partie du discours  21  adverbe [Liste complète]
Explications en malgache  22  foana, ihany, fotsiny: Voky naho sao resake fa leha tsy voky ho mañeke foana [Betsileo] [1.78]
Synonymes  23  mady

Entrée (3/4)24  Adina
Partie du discours  25  nom propre (biblique) [Liste complète]
Explications en anglais  26  Adina [2.996]
Explications en français  27  Adîn [2.996]
Exemples  28  ny taranak'i adina dia dimy amby dimam-polo amby enin-jato; [2.996]
Vocabulaire  29  Ecritures Saintes
Citations bibliques  30  Chapitres et versets citant Adina
Article  31  Randzavola: Adina ao amin' ny Baiboly

Entrée (4/4)32  Adina    
Partie du discours  33  nom
Vocabulaire  34  Botanique: genre scientific
Noms locaux de plantes 
35  Adina microcephala  sangandrato, sidindranto, sohy, sorindranto, tsohihy

Anagrammes  36  adani, adany, adian, adina, adiña, anday, andia, daina, diana, DIANA, nadia, niada

Mis à jour le 2024/12/05