Index |
|
|
|
Proverbes : sakaiza manody
|
|
|
Proverbe 1 | Aleo fahavalo fantatra, toy izay sakaiza manody. [2.558 #111]
Aleo ny fahavalo miharihary toy izay ny sakaiza manody. [2.415 #5323]
|
Traduction française | Mieux vaut un franc ennemi qu' un ami perfide. [2.415 #5323]
|
|
|
Proverbe 2 | Aza manao sakaiza manody. [2.165]
|
Traduction française | Ne trahissez pas vos amis. [2.165]
|
|
|
Proverbe 3 | Aza manao sakaiza manody, ka ny olon-tiana no mahavoa ratsy. [2.558 #564, 2.653 #493]
Sakaiza manody, ka ny olon-tiana no mahavoa ratsy. [2.415 #5343]
|
Traduction française | Ami perfide, ami traître : c' est une personne chère qui frappe. [2.415 #5343]
|
|
|
Proverbe 4 | Ny sakaiza manody mandravy, fa ny sakaiza tia tsy misorona. [2.415]
|
Traduction française | Un ami perfide trompe ; un ami qui aime n' a rien de caché. [2.415 #5125]
|
|
|
Index |
|
|