| Entrée | 1 miharihary |
| Radical | 2 harihary |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Hita na miseho manontolo tsy misy miafinafina: Mahafinaritra ahy ity trano ity fa miharihary tsara.
5 Marina tsy ilana porofo: Miharihary izao ny fahaizany fa nahazo voalohany izy tamin' ny mpianatra zato. 6 Menatra, mangasihasy: Niharihary foana teo izy nony novakin' ny olona ny laingany. [1.1] |
| Explications en anglais |
7 exposed, open, manifest; fig. ashamed..
[1.2] 8 to be evident, to be plain view. [1.7] |
| Explications en français |
9 être en vue; être évident.
[1.8] |
| Exemples |
10 Ary vao mainka mazava sy miharihary amin' ny eritreriny ny fahavoazany, izy io marary sy tsy mahita tory io.
[2.470]
|
| Morphologie |
|
| Analogues | 15 mangezaheza, 16 mibaribary, 17 mihariharyohatranykaryampamoloana, 18 mihariharyohatranyvayankandrina, 19 misehotsara, 20 misongadina, 21 mivongady, 22 tsytakonaafeninaohatranymasoandrobendohataona |
| Tous les mots composés | 23 2 combinaisons de ce mot |
| Proverbes | 24 Proverbes contenant ce mot |
| Anagrammes | 25 miharihary, 26 mihirahira |
| Mis à jour le 2025/11/09 |
|