Entrée | 1 fantatra |
Partie du discours | 2 participe |
Explications en malgache |
3 Hay: Teny tsy fantatro no nifam-piresahany Hay ny anarany sy ny maha-izy azy: Fantatro ny rainao [1.1] |
Explications en anglais |
4 known [1.2, 1.7] 5 recognised [1.2] |
Explications en français |
6 connu, su [1.3, 1.8] 7 compris, reconnu [1.3] |
Exemples |
8 Tiako ho fantatra!
[2.529]
9 fantatro izany (Je sais cela) [1.3] 10 Olom-pantatr' i Ndremba ve ny vadinao? [2.643#141] 11 Efa nanontaniako ireo olom-pantatra rehetra. [2.445#30] 12 Ataovy izay saim-pantatrao, tompoko, hoy ny vavy [2.69#25] 13 Nanjary toetrako io tsy natahotra zava-pantatro io fa rahefa hay mora atao. [2.643#21] 14 Raha vao hitao izy dia tsy mbola fantatro (Je ne l'ai pas reconnu à première vue) [1.3] |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Tous les mots composés |
|
Proverbes | 38 Proverbes contenant le mot fantatra |
Mis à jour le 2025/09/19 |
![]() |