Entrée mahafantatra (fantatra)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mahay: Mahagaga fa tsy mahafantatra izay lazain' ny olona azy intsony izy
¶ Mahalala: Tsy mahafantatra anao aho
¶ Mahazo: Mahafantatra ny baiko omena azy ny alikanay [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to know, to recognize, etc. [Richardson 1885]
 to know [Hallanger 1973]
Définition française connaître, savoir [Hallanger 1974]
Morphologie 
mahafantatra
nahafantatra
hahafantatra
mahafantara
Citations 

2011/03/01