Entrée fahavalo (valo)
Partie du discours adjectif
Définition malgache Milaza ny filaharana manarakaraka ny fahafito [Rajemisa 1985]
Définition française huitième [Abinal 1888]
Exemples ka ny zazalahy rehetra dia nasaina noforana tamin' ny andro fahavalo manaraka ny andro nahaterahany [Randzavola: Baiboly]

Entrée fahavalo (valo)
Partie du discours nom
Définition française huit brasses [Abinal 1888]
Vocabulaire 

Entrée fahavalo (valo)
Partie du discours nom
Définition malgache Ny mankahala ny tena, ny miady sy mifanohitra amin' ny tena ka mitady hamono mihitsy aza: Efa resy ny fahavalo
¶ Izay rehetra manimba ny hafa: Ny toaka no fahavalon' ny fahasalamana voalohany. / Tsy manam-pahavalo afatsy ny mosary aho, hoy Andrianampoinimerina
Mitovy hevitra: an-daniny ~ fahavalo ~ mpisompatra ~ rafy ~ sakay sy maso ~ tsy tia [Rajemisa 1985]
Définition anglaise an enemy, lit. the eighth. Its meaning, an enemy, comes from certain arrangements in the sikidy divination. [Richardson 1885]
Définition française ennemi. On donne ausi ce nom aux enfants encore dans le sein, parce qu'ils peuvent causer la mort de la mère [Abinal 1888]
Exemples Ravan'ny fahavalo, hono, Antsirabe. [Rajohanesa: Kintana]
Citations 

2017/05/15