Entrée tsy misorona (tsy, sorona)
Partie du discours expression
Définition malgache tsy manoro vohony, tsy mandainga fa milaza ny marina, omban' ny hevitra hanasoa; manambara ny marina sy ny mahasoa mba tsy hahavoafitaira; tsy manafina ny tena toe-javatra mety hahatonga fahavoazana [Rajemisa 1985]
Citations 

2013/06/13