Entrée misorona (sorona)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Manao sorona: Nisorona ny ondriny tsara indrindra i Abela [Rajemisa 1985]
Morphologie 
misorona
nisorona
hisorona
misoròna
Citations 

Entrée misorona (sorona)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mikarakara ny firehetan' ny afo amin' ny fandrosoana kitay ao am-patana: Misorona afo [Rajemisa 1985]
Morphologie 
misorona
nisorona
hisorona
misoròna
Exemples Raha niresaka toy izany ny rainy sy ny ankizy, Ramatoa Rasoa kosa etsy an' efitra atsilo misy tohatra, misorona afo amin' ny fiketrehana ny nahandro. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 12]
Citations 

Entrée misorona (sorona)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Manafina na tsy milaza raha tahiny ka misy kilema mahavoa ny namana nefa tsy hitany noho ny fahamenarana: Aza misorona, tompoko, raha misy toetra tsy mahomby hitanao amin' ny zanako any am-pianarana [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to be discreet [Hallanger 1973]
Définition française être discret, réservé, se taire par timidité, par honte, par condescendance [Abinal 1888]
 être discret [Hallanger 1974]
Morphologie 
misorona
nisorona
hisorona
misoròna
Mots composés, titres, noms 
Citations 

Entrée misoroña
Partie du discours verbe actif
Définition malgache  [Tambahoaka] mivavaka [Rakotosaona 1972]
  [Tanosy] mangataka, mivavaka [Rakotosaona 1972]

Entrée misoròna (sorona)
Partie du discours impératif du verbe actif misorona [liste complète]
Définition malgache  [Rajemisa 1985]
Définition française  [Abinal 1888]

2018/07/30