| Entrée (1/4) | 1 sorona |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Zavatra na biby atolotry ny mpivavaka ho fanatitra solon' ny tenany amin' Andriamanitra: Manolotra sorona.
[1.1] |
| Explications en anglais |
4 a blood sacrifice.
[1.7] |
| Explications en français |
5 sacrifice par immolation.
[1.8] |
| Morphologie |
|
| Dérivés |
|
| Article | 13 Randzavola: sorona sy mpisorona ao amin' ny Baiboly |
| Entrée (2/4) | 14 sorona |
| Partie du discours | 15 nom |
| Explications en malgache |
16 Fikarakarana ny firehetan' ny afo amin' ny fandrosoana ny kitay ao ampatana.
[1.1] |
| Explications en français |
17 action d'attiser, d'alimenter le feu.
[1.3#634, 1.196] 18 action d'activer la circulation. [1.196] |
| Morphologie |
|
| Dérivés |
|
| Entrée (3/4) | 30 sorona |
| Partie du discours | 31 nom |
| Explications en malgache |
32 Tsy filazana amin' ny olona izay zavatra hita fa tsy mety ataony, na mikasika azy na mikasika ny havany.
[1.1] |
| Explications en français |
33 discrétion, réserve.
[1.3#634] |
| Morphologie |
|
| Dérivés |
|
| Tous les mots composés | 38 tsy mahalala sorona |
| Entrée (4/4) | 39 soroña |
| Partie du discours | 40 adjectif |
| Explications en malgache |
41 variana.
[Sihanaka]
[1.78] |
| Anagrammes | 42 soroña, sorona |
| Mis à jour le 2025/11/09 |
|