Entrée tsy
Partie du discours nom
Définition malgache Karazana vy, antsoina koa hoe "vy mahery", izay anaovana fiasana maro samihafa fandidiana na fandoahana (antsy, hety, hareza, ans...) [Rajemisa 1985]
Définition française acier [Abinal 1888, SLP 1986]
Vocabulaire 
Synonymes vy mahery

Entrée tsy
Partie du discours adverbe [liste]
Définition malgache Entina mandà, ka fametraka: 1) eo alohan' ny teny lazaina (amin' izay asiana no eo alohan' ny enti-milaza): Tsy Rakoto no namaky ny fitaratra ~ Tsy omby no hitanao fa soavaly
¶ 2) eo alohan' ny enti-milaza: Tsy omby io biby io fa soavaly ~ Tsy handeha aho
¶ 3) eo alohan' ny teny roa mifanohitra mifanarakaraka avy mba hilazana toetra anelanelany: Tsy kely tsy lehibe itay izy fa salasalany, na hilazana koa ny "rehetra": Tsy antitra tsy tanora fa samy revo amin' ny vola daholo rehefa mety ho olombelona
¶ 4) eo alohan' ny teny roa mifanarakaraka avy mba hanamafisana tsy fisian-javatra: Tsy kitay tsy vary maina ao antranony [Rajemisa 1985]
Définition anglaise not [Hallanger 1973]
Définition française ne pas [Abinal 1888, Hallanger 1974]
Définition française sans [Abinal 1888, Sims 1969]
Définition française non [Abinal 1888]
 pas [Hallanger 1974]
Morphologie 
tsy
tsi-
Mots composés, titres, noms 
Exemples tsy sompatra izy (il est sans malice) [Sims 1969]
Toponymie Noms des lieux comprenant le mot tsy (7)
Ambohitsilaozana
Antsahatsiroa
  Tsiafakomby
Tsianaloka
  Tsiazompaniry
Tsimaloto
  Tsiroanomandidy

Entrée tsy
Partie du discours conjonction [liste]
Définition malgache  [Taisaka] sy [Rakotosaona 1972]

Entrée -tsy
Partie du discours forme morphologique du mot sy
Mots composés, titres, noms 

2015/04/18