Entrée sakaiza manody (sakaiza, tody)
Partie du discours expression
Définition malgache enti-milaza olona nitokiana izay manao ratsy ny tena any amin' ny takona; sakaiza nitokisana nefa namadika [Rajemisa 1985]
Exemples Sakaiza manody ny Anglisy, hoy ny resany re tetsy sy teroa. [Andraina: Mitaraina, page 137]
Citations 

2013/06/10