Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbes : mamoa | |||||||||||||||||||||
Proverbe 1 | Akondro efa namoa, ka ny sisa no atero zezika fa izy Akondro efa namoa : ny sisa no atero zezika, fa izy | ||||||||||||||||||||
Traduction française | Bananier qui a porté son fruit : fumez les autres, car pour lui, il va s' incliner et périr. [2.415 #1796] | ||||||||||||||||||||
Interprétation française | Se disait des vieillards. [2.415 #1796] | ||||||||||||||||||||
Proverbe 2 | Akondronay no ho mamoa, ka azonay anaranam-po. [2.415 #499, 2.653 #78]
Akondronay no mamoa ka azonay anaranam-po. [2.165 #1562, 2.558 #92] | ||||||||||||||||||||
Traduction française | Ce bananier qui porte des fruits est à nous et nous en avons la libre disposition. [2.415 #499]
Ce sont nos bananiers qui ont porté des fruits, et nous sommes libres d' en faire ce que nous voulons. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Interprétation française | Le maître de l' esclave est maître de son enfant, comme de tous ses biens. [2.415 #499]
Proverbe souvent cité par des propriétaires qui s' emparaient de ce que leurs esclaves avaient pu amasser en propre. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Proverbe 3 | Antsotry morona, saiky tsy namoa ka mifaoka amin' ny tany. [1.147 #A93] | ||||||||||||||||||||
Proverbe 4 | Mamoa daholo ny hazo rehetra, fa toa vory fatratra indrindra ny tsikobona. [2.653 #1476] | ||||||||||||||||||||
Proverbe 5 | Mandrebireby ny taona hoatry ny tsaramaso mamoa ririnina. [2.415 #3127]
Mizaha mandrebireby ny taona, ohatra ny tsaramaso mamoa ririnina. [2.653] Mizaha toetra (mandrebireby) ny taona tahaka ny tsaramaso mamoa ririnina. [2.558 #3] Mizaha toetra ny taona hoatry ny tsaramaso mamoa ririnina. [2.415 #3127] Mizaha toetra ny taona, ohatra ny tsaramaso mamoa ririnina. [2.653] | ||||||||||||||||||||
Traduction française | Tenter ou troubler la saison comme les haricots qui donnent des fruits en hiver. [2.415 #3127] | ||||||||||||||||||||
Interprétation française | Se disait des choses arrivant hors de saison. [2.415 #3127] | ||||||||||||||||||||
Proverbe 6 | Ny hazo tsara mamoa tsara, ny hazo ratsy mamoa ratsy. [2.415 #2962] | ||||||||||||||||||||
Traduction française | Le bon arbre produit de bons fruits, la mauvais arbre produit de mauvais fruits. [2.415 #2962] | ||||||||||||||||||||
Interprétation française | Se disait de la conduite, bonne ou mauvaise. [2.415 #2962] | ||||||||||||||||||||
Proverbe 7 | Tatamo endriky ny saha, hazo mamoa vola, mamoa voahangy, ka izay tandindominy dia manga, ary izay | ||||||||||||||||||||
Traduction française | Nénuphar parure de la plaine, arbre chargé d’argent et de perles : tout ce qu’il abrite est teinté de bleu, tout ce qu’il ombrage a des reflets verts. [2.974 #353] | ||||||||||||||||||||
Proverbe 8 | Tsy mety raha toy ny hofika, ka sady hamoa no hamody. [2.558 #4682]
Tsy mety raha toy ny hofika, sady hamoa no hamody. [2.415 #5056, 2.653 #3492] | ||||||||||||||||||||
Traduction française | Il ne faut pas être comme la dioscorée qui porte tout à la fois des fruits et des tubercules. [2.415 #5056] | ||||||||||||||||||||
Interprétation française | Se disait des gens doubles, de ceux qui sont des deux partis. [2.415 #5056] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||