|
|
|
|

Entrée1  zezika
Partie du discours  2  nom ou adjectif
Explications en malgache  3 zavatra manomboka ho lo na namboarina ara-pomba simika afangaro amin' ny tany na alafika azy mba ho sakafon' ny zavamaniry ambolena na hahatsara ny tany.
4 famelezana amim-bono, fikapohana mafy.
5 be dia be, izaitratra. [1.1]
6 zaka ampiasaina hahalonaka ny tany. [1.13]
Explications en anglais  7 manure, fertilizer. [1.7]
Explications en français  8 engrais. [1.3.fr#872, 1.8, 1.13]
9 fumier. [1.3#872, 1.8]
10 nombreux. [1.3#872]
Exemples  11  Asiana zezika ny tany mba ho lonaka. [2.117]
12  Ataovy be zezika ireto zana-boankazo ireto [1.1]
13  Tsy avy amin' ny mololo sy ny zezika izany e. [2.470]
14  zezika no sakaiza, fangady no fati-dra, sobiky no namana; [2.69]
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Vocabulaire  39  Economie: agriculture
Tous les mots composés  40  4 combinaisons de ce mot

Mis à jour le 2025/11/09