Entrée morona
Partie du discours nom
Définition malgache Sisina (rano, lalana, tevana...): Aza manaraka ny moron-tevana raha sarotim-panina ~ Nipetraka teo amoron-dalana ilay mahantra (ny amin' ny "amorona" eto dia tsy misy hafa amin' ny an amin' ny "an-tsisin-dalana, ohatra, saingy natao a amin' izy eo alohan' ny mary nosoratana nakambana amin' ny morona koa). [Rajemisa 1985]
Définition anglaise the border, the brink, the edge [Hallanger 1973]
Définition française le bord [Hallanger 1974]
Dérivations 
Mots composés, titres, noms 
Exemples Manga ngalingaly ny rano, manga matsora ny lanitra, maitso mavana ny morona. [Rajaonarivelo: Bina, page 13]
Citations 
Toponymie Noms des lieux comprenant le mot morona (1): Morondava

2014/07/20