Entrée amorona (morona)
Partie du discours adverbe [liste complète]
Définition malgache Eny amin' ny sisiny; manaraka ny morona na ny sisiny: Aza mijorojoro eny amoron-dalana [Rajemisa 1985]
Définition anglaise at the edge [Hallanger 1973]
Définition française au bord, sur le bord [Abinal 1888, Hallanger 1974]
Morphologie 
amorona
amorony
amoron-
amoron'
amorom-
Mots composés, titres, noms 
Exemples Manasa lamba eny amorona eny ny mponina ambanivohitra, ahatsapana ny fiarahan' ny mpianakavy sy ny fiahiana tonkatrano. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 6]

2015/05/23