|
|
|
|

Entrée (1/2)1  toetra
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Teny enti-milaza ny hevitra sy ny fihetsika ao amin' ny olona iray, izay anisan' ny mampiavaka azy amin' ny hafa: Mahafinaritra ny toetran' / Naivo fa tsotra sy tia namana izy
Fandeha: Ratsy ny toe-barotray ka angamba, hakatonay ny tsena atsy ho atsy ~ Tsara ny toetran' ny tafika
Laharana: Samy tokony hanao fitafiana araka ny toetrany avy
Fomba, ny maha-izy ny zavatra iray: Ny toetrantsika olombelona ~ Samy manana ny toetrany avy ny zavatra rehetra
Hatsarana na haratsiana: Ny toetran' ny tanimboly
Fipetraka, fitoetra: Manàna toetra maotina
4  [1.13] fitambaran'ny fihetsika sy fisainana ary ny fitondran-tena izay mampiavaka ny tsirairay; endrika isehoana siantifika
Explications en anglais  5  [1.7] state, quality, nature, condition
Explications en français  6  [1.8, 1.13] caractère
7  [1.8] état, nature, qualité
8  [1.13] tempérament, propriété
Exemples  9  [2.472] Betsaka ny olona no manana toetra anankiroa:
10  [2.59#] ary tsy hisy izay hanao toetra tsy araky ny fombany.
11  [2.499] Tsy nanova toetra izy, na dia toy ny nohanin-javatra aza ny fony.
Morphologie 
12  Simple :
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Tous les mots composés  24  64 mots contenant toetra
Proverbes  25  Proverbes contenant le mot toetra

Entrée (2/2)26  toetra
Partie du discours  27  nom
Explications en français  28  [1.196] (ce mot a de nombreuses acceptions. Dans ce cas précis, il fait allusion au port de la plante, bien étalée sur le sol). Plantago tanalensis Baker (Plantaginaceae). Nom relevé par Descheemaeker qui signale son emploi dans les maladies du jeune enfant, notamment en bouillon en cas d'alofisaka [Betsileo]
Vocabulaire  29  Botanique: plantes médicinales
Nom scientifique 

Anagrammes  30 tatero, 31 toetra

Mis à jour le 2025/09/12