|
|
|
|

Entrée1 itoerana
Radical  2toetra
Partie du discours  3 verbe relatif
Explications en anglais  4 to be abided in [1.7]
Explications en français  5 [1.3#707]
6 où l'on séjourne [1.8]
Exemples  7 Any Toamasina no itoerany (C'est à Tamatave qu'il habite, qu'il reste, qu'il demeure) [1.3]
8 Eo ambony latabatra no itoeran' ny boky (Les livres sont placés sur la table, se trouvent sur la table) [1.3]
9 Koa raha tsy miray hina hanohitra isika, dia ho levony mihitsy ny trano itoerana sy ny fananana, ary ho lasany ho babo ny tena sy ny fananana. [2.588#]
Morphologie 
10 Présent :
11 Passé :
12 Futur :
13 Impératif :
Proverbes  14 Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  15 ierotana, 16 ioretana, 17 itoerana

Mis à jour le 2025/11/02