Index

Proverbes : malefaka

Proverbe Am--bavany, malefaka; am-pony, tsy tia. [Cousins 1871 #123, Nicol 1935 #195]
Traduction française Aimable en paroles alors que le cœur n’aime pas. [Nicol 1935 #195]

Proverbe Folaka ny andro ka malefaka ny lalana. [Rinara 1974]
Folaka ny andro ka malemy ny lalana. [Veyrières 1913 #3674]
Folaka ny andro, ka malemy ny lalany. [Houlder 1895]
Traduction française Le jour baisse et le chemin est facile. [Veyrières 1913 #3674]
Le jour décline, et la route est facile. [Houlder 1895]
Interprétation française Car il fait moins chaud. [Houlder 1895]
Car la chaleur est tombée. [Veyrières 1913 #3674]

Proverbe Hazo malefaka, andrarezina. [Cousins 1871 #1041, Rinara 1974]

Proverbe Midaron-tsy malefaka, hoatra ny ravim-bomangalahy an-tanimena. [Cousins 1871]
Midaron-tsy malefaka ohatra ny ravim-bomangalahy an-tanimena. [Rinara 1974]

Proverbe Nahandro angaha no marika sa nitono no mahina ? [Rinara 1974 #2655]
Nitono ka mahina, nahandro ka marika : teny malefaka ka mampiherikerika. [Rinara 1974 #2797]
Nitono va no mahina, sa nahandro no marika ? [Cousins 1871 #2109]

Index