Entrée marika
Partie du discours   nom
Définition malgache   Soratra na sary milaza isa: Ataovy marika arabo fa tsy romanina
¶ Fanisana, fahaizana manisa: Mianatra marika ~ Manao marika
¶ Famantarana: Asiana marika ny lamban' ny kilasimandry
¶ Sary fanamarinana, porofo: Atolotray anao itỳ voninkazo itỳ ho mariky ny fankasitrahanay
¶ Fakan-tahaka, filamatra: Ity nomeko anao hatao marika, ka nahoana no novanao?
¶ Soritra: Ny batemy dia manisy marika tsy azo vonoina ao amin' ny fanahy [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   a sign or mark
¶ a plan or drawing
¶ arithmetic [Hallanger 1973]
Définition française   signe ou marque [Hallanger 1974]
Exemples  
1Nisy marika hafa koa hitako. [Andraina: Mitaraina, page 12]
2Hampianariny marika tsara ireo zanany ireo mba tsy hovoambakan' ny sasany any aoriana any. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 38]
Dérivations  
Origine   Français: marque.
Mots composés, titres, noms  
Citations  

Mis à jour le 2013/08/19