Entrée ampoka
Partie du discours adjectif
Définition malgache Feno, vonto, boboka: Sponjy ampo-drano
¶ Feno, henika: Ho ampoky ny soa anie ianao [Rajemisa 1985]
 feno tanteraka [SLP: Voambolana]
Définition anglaise soaked, wet. See lona, lena, mando. [Richardson 1885]
Définition française saturé [SLP: Voambolana]
Dérivations 
Mots composés, titres, noms 

Entrée ampoka
Partie du discours nom
Définition malgache Lalao kanety ka ilay kanety iadiana iny ihany no atao loka [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 
Citations 

2009/09/09