Entrée lena
Partie du discours adjectif
Définition malgache Nilatsahan' ny rano ka manda, vonton' ny rano, kotsa: Tratran' ny orana aho ka lena ny akanjoko
Mitovy hevitra: bibaka ~ ditsaka ~ fetsaka ~ hetsaka ~ hotsaka ~ kotsa ~ loditra ~ malamalana ~ malana ~ manda ~ mitera-drano ~ mitsi-drano ~ mitsoitsoy ~ petsa ~ poretsaka ~ tantera-drano ~ vonto [Rajemisa 1985]
Définition anglaise wet, moist [Hallanger 1973]
Définition française humide, mouillé [Hallanger 1974]
Dérivations 
Antonymes 
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1Mangeroka mihinan-tenda mantsy ny viha raha lena. [Andraina: Mitaraina, page 39]
2Izany indrindra no nahatonga azy tsy hihafahafa ka hivary lena amin' ireto namany ireto. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 48]
Citations 

2014/08/04