Entrée | 1 mandena |
Radical | 2 lena |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Manisy rano, manamando [1.1] |
Explications en anglais |
5 to wet, to moisten [1.7] |
Explications en français |
6 mouiller, humecter [1.8] |
Exemples |
7 Fantany fa ory dia ory ny endrik' io olona io ary misy ranomaso manorika mangina mandena ny takolany.
[2.5#]
8 tsy mba manan-tao-maharatsy, na tapak' andro akory aza, ary tsy mba mandena maina andro, fa raha tsy efa lefy ny andro, tsy mba mivoaka; [2.857#] |
Morphologie |
|
Anagrammes | 13 mandane, 14 mandena, 15 manendà, manenda |
Mis à jour le 2025/09/20 |
![]() |