|
|
|
|

Entrée (1/3)1  vonto
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3 Lena hatrany anaty, lena tanteraka: Vonton' ny ranonorana ny akanjony
4 Tanteraky ny...: Vonton' ny hatsiaka aho izany
5 Hontsa: Vonton-kafaliana ny fony ~ Vonton' alahelo izy nahita ny zanany maty teo am-pofoany ~ Vonton' ny fitiavana an' Andriamanitra
6 Feno tanteraka: Rano vonton-tsiramamy ~ Vonton' ny fampianaran' i Mao izy
7 Lao, boboka: Vonton' ny anatrao aho fa aoka izay
8 Sosotra, letra: Vonto ny foko isaky ny mahita azy [1.1]
Explications en anglais  9 swollen; soaked [1.7]
Explications en français  10 enflé; trempé, imbibé [1.8]
Exemples  11  Nirotsaka ny ranomasony, dia nafenin' ny tànany roa ny tavany vonto. [2.5#73]
12  Eny àry, ry ise, hoy izy namafa mosara ny masony vonto ranon' ny fihomehezana. [2.4#49]
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :

Entrée (2/3)26  vonto
Partie du discours  27  nom
Explications en malgache  28 vay [Sihanaka] [1.78]
Explications en anglais  29 a swelling [1.7]
Explications en français  30 enflure [1.8]
Vocabulaire  31  Santé
Tous les mots composés  32 vaivonto

Entrée (3/3)33  vonto
Partie du discours  34  nom
Explications en français  35 ( ?) Rochon, p. 313 de son « Voyage aux Indes » écrit « bontou » : arbre dont la racine teint en jaune ; il croît au bord de l'eau ; sa feuille est épaisse et par paires. Le sens général de vonto : enflé, gonflé, imbibé d'eau ou de liquide, renvoie à une espèce très aqueuse, peut être une Mélastomatacée ? Chapelier parle aussi de cette espèce à propos des techniques de teinture. [1.196]
Vocabulaire  36  Botanique

Mis à jour le 2025/11/17