| Entrée | 1 mamonto |
| Radical | 2 vonto |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Mahalena hatrany anaty, manaboboka: Tsy namonto tany akory ilay erika tao / Mamonto rano ny sponjy
[1.1] |
| Explications en anglais |
5 to soak, to wet
[1.7] |
| Explications en français |
6 saturer, imbiber
[1.8] |
| Exemples |
7 Tsy kalokalo na hirahira no mampifelana izato endriny, ranomaso no mamonto azy, mahatsiaro ny maty rehetra.
[1.270#]
|
| Morphologie |
|
| Mis à jour le 2025/11/17 |
|