Index |
|
|
|
Proverbes : haja
|
|
|
Proverbe 1 | Haja omena ny tantely no anaovana azy sorona, fa ny mamy toa azy maro ihany. [2.558 #85]
Haja omena ny tantely no anaovana azy sorona, fa ny mamy toa azy mba misy ihany. [2.165 #851]
|
Traduction française | C' est par considération envers le miel qu' on l' emploie dans les sacrifices, mais il y a d' autres choses qui sont tout aussi douces. [2.165]
|
|
|
Proverbe 2 | Nahoana re hianao no mandady hajaina, mitsindroka andrianina, mandoa homan-tsira ? [2.415 #652, 2.558 #176, 2.653]
Ny haja maha-andriana, ka aza mitsindroka andrianina, na mandoa homan-tsira. [2.558 #3023]
|
Traduction française | Pourquoi rampez-vous bassement lorsqu' on vous donne des marques d' honneur? Pourquoi cherchez-vous votre vie comme les poules, alors qu' on vous traite en noble? Pourquoi vomissez-vous lorsque vous goûtez la saveur du sel? [2.415 #652]
|
Interprétation française | Se disait des gens qui se refusent aux honneurs qu' on leur fait. [2.415 #652]
|
|
|
Proverbe 3 | Nampanaran-jaza ka kely haja imasom-bahoaka. [2.558 #178]
|
|
|
Proverbe 4 | Ny haja hanitra, ny heloka mahabe fofona. [2.558 #3022]
|
|
|
Index |
|
|