| Entrée | 1 mitsindroka |
| Radical | 2 tsindroka |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Mitsaingoka voan-javatra eny amin' ny tany amin' ny vava: Aza avala hitsindroka vary ireo akoho ireo.
5 Mandray zava-pihinana latsaka amin' ny tany: Tandremo sao mitsindroka ny voankazo latsaka ianareo. 6 Manararaotra vava latsaka mba hamelezana: Tsy tsara inihitsy ny mitsindroka teny lasa tsy nahy. [1.1] |
| Explications en français |
7 picorer.
[1.13] |
| Exemples |
8 Akoho mitsindroka amin' ny arabe, andian-kanakana na gisa mody avy any an-tsaha, tsy mampiahotra na mampivily azy izany.
[2.472]
9 Ny lehibe mihinana ny kely, ny matanjaka mitsindroka ny osa. [2.5] |
| Morphologie |
|
| Proverbes | 14 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2025/11/02 |
|