| Entrée | 1 fofona |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Vokatry ny fandrenesan' ny orona avy amin' ny poti-javatra faran' izay kitika kely tsy hita-maso izay miala avy amin' ny zavatra iray ka entin' ny rivotra ary tonga mikasika ny hozatra manify manemitra ny aty orona: Misy fofon-javatra io izany.
4 Etona: Misy fofon-tany midofaka eto izany. 5 Hamanitra na hamaimbo: Mandraraka ny fofon' ireo vonindraozy ireo. 6 Laza soa na laza ratsy: Mandre fofondratsy momba anao aho ~ Vao nandre ny fofony ny fahavalo dia riatra nandositra. [1.1] |
| Explications en anglais |
7 an odor.
[1.7] |
| Explications en français |
8 odeur, vapeur.
[1.8] 9 L'odeur des fleurs, leur parfum. « Mandraraka ny fofon'ireo vonindraozy ireo », « l'odeur de ces roses embaumes l'air » (Malzac). Pour les odeurs désagréables et naturelles, on dit maimbo. Par contre, on emploie fofona pour les produits chimiques, artificiels, même s'ils sentent mauvais : ex. fofon'ny amoniaka. Dans ce cas, pour une substance chimique telle que le scatol, on dira même fofompivalanana, « odeur d'excrément », parce qu'il s'agit d'un produit artificiel.. [Merina] [1.196] |
| Exemples |
10 tsy fofona maimbo manahirana ny aty, nefa mahafenofeno izaitsizy
[2.470]
11 Loza ny fofona, namonto ny fitafiany sy ny tenany ny nana avy amin' ilay zaza maty [2.472] |
| Dérivés |
|
| Vocabulaire | 20 Botanique |
| Tous les mots composés | 21 15 combinaisons de ce mot |
| Proverbes | 22 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2025/11/09 |
|