Entrée maimbo (imbo)
Partie du discours adjectif
Définition malgache Ratsy fofona, mamoaka fofona mankandoa: Maimbo itỳ atody itỳ izany
¶ Afa-baraka: Maimbo amin' ny tany ama-monina izy
Mitovy hevitra: afa-boninahitra ~ afa-pofona ~ maimbo tsikahonkahona
Mitovy hevitra: mafaraka ~ mahavaky trano ~ malany ~ mamofona ~ mangeroka ~ mangidy ~ mantsina ~ many ~ masiso ~ mavao ~ mavingo ~ mavoroka [Rajemisa 1985]
Définition anglaise stinking [Richardson 1885]
 stinking; dishonored [Hallanger 1973]
Définition française puant; déshonoré [Hallanger 1974]
Dérivations 
Mots composés, titres, noms 
Exemples raha maimbo efa ho alina, alevina alakamisy sy alahady raha folaka ny andro. [Callet: Tantara, page 36]

Entrée maimbo
Partie du discours nom
Définition malgache  [Sihanaka] lolo, angatra [Rakotosaona 1972]
Citations 

2014/09/27