|
|
|
|

Entrée1 mantsina
Radical  2hantsina
Partie du discours  3 adjectif
Explications en malgache  [mantsiña] 4maimbo. [Sihanaka] [1.78]
5Ratsy fofona aoka izany toy ny fofona lamokan' atody vaky.
6jereo maimbo. [1.1]
Explications en anglais  7stinking offensively. For derivatives see under mantsina.. [1.2]
8stinking. [1.7]
Explications en français  9puant. [1.8]
10puant, à odeur nauséabonde. [1.196]
Exemples  11 Misy koa anefa toerana mantsina be. [2.442]
12 Ny làlana sarotra, ny fitana lalina, ny ala mantsina, tsy mampahavoroka ny avokavoka fa na dia ny fanahy aza! [2.270]
Tous les mots composés  136 combinaisons de ce mot
Proverbes  14 Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  15 manantsy, 16 mañintsa, 17 mantsina

Mis à jour le 2025/11/02