| Entrée | 1 vahoaka |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Ny olom-pirenena amin' ny fanjakana iray: Novorin' ny filoham-panjakana ny vahoakany
4 olona maro be: Vahoaka be mihitsy izay tao an-tsena izay aninaraina 5 Ny sarambaben' ny olona, ny valalabemandry: Rahefa avy nikabary izy dia nifangaroharo tamin' ny vahoaka [1.1#1007] |
| Explications en anglais |
6 the people; the citizens of a country
[1.7] |
| Explications en français |
7 le peuple
[1.3, 1.8] 8 les sujets d'un état 9 public [1.3] 10 citoyen d'un pays [1.8] |
| Exemples |
11 Ny mpanjaka no manjaka ny vahoaka
[2.131]
12 Raha olo-marina izy dia tokony ho tonga niaraka tamin'ny vahoaka. [2.324] 13 Tsara izao fahatongavanao izao, hizaha ahy sy ny tany anjakako ary ny vahoakako. [2.298] 14 Nahalala indrindra ny fon'ny vahoakany Andrianampoinimerina [2.298] |
| Morphologie |
|
| Dérivés |
|
| Vocabulaire | 22 Politique |
| Analogues | 23 ambanilanitra, 24 bozakaamanahitra, 25 nymiankandrefambaravarana, 26 nyolomiaina, 27 nyvelonarehetra, 28 olona, 29 sarambabennykintana, 30 valalabemandry, 31 valalatsimandadiharona, 32 vodiahitrarivo |
| Tous les mots composés | 33 15 combinaisons de ce mot |
| Proverbes | 34 Proverbes contenant ce mot |
| Citations | 35 Textes citant ce mot |
| Mis à jour le 2025/11/13 |
|