|
|
|
|

Entrée1  bozaka aman' ahitra
Mots élémentaires  2  bozaka, 3  amana, 4  ahitra
Partie du discours  5  locution
Explications en malgache  6  enti-milaza ny vahoaka ankapobeny; ny zaza amam-behivavy, ny sarambabem-bahoaka, izay atao koa hoe valala tsy mandady harona
Ny valalatsimandadiharona, ny valalabemandry, ny sarambabembahoaka, ny sarambaben' ny kintana, ny vodiahitrarivo [1.1]
Explications en anglais  7  the common people, the multitude, the mob, the rabble [1.2]
8  worthless [1.7]
Explications en français  9  sans valeur (se dit d'un individu) [1.8]

Mis à jour le 2025/09/12