Entrée ambanilanitra
Mots élémentaires ambany ; lanitra
Partie du discours nom
Explications en malgache Teny na anarana nilazana fahizay ny mponina rehetra tsy an-kanavaka eran' ny fanjakana (hita araka ny fiforonan' ny teny fa malalaka lavitra ny faritry ny ambanilanitra noho ny ambaniandro na ambanimasoandro satria midadasika kokoa ny lanitra noho ny masoandro) [1.1]
Explications en anglais [lanitra, the heavens.] The whole of the subjects of the sovereign, -- nobles, Hova, and slaves. [1.2]
Titres Ny isan-jato sy isan' arivo nanisan-dRadama I, Mpanjaka tamin' Imerina Ambanilanitra (Rainianjanoro)
Proverbes 

Mis à jour le 2023/12/12