|
|
|
|

Entrée (1/3)1 an-driana
Mots élémentaires  2any, 3riana
Partie du discours  4 locution
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  [1.3]
Proverbes  5 Proverbes contenant ce mot

Entrée (2/3)6 andriana
Radical  7andry
Partie du discours  8 verbe relatif
Explications en malgache  9ilazana ny tany na kidoro itsorana, ivalamparana, na trano andaniana ny alina amin'ny torimaso: Tsy misy trano handriana ve eto?. [1.1]
Explications en français  10Tsy azoko andriana ity farafara ity, satria fohy loatra (Je ne puis pas me coucher sur ce lit-ci, parce qu'il est trop court). [1.3#41]
Morphologie 
11 Présent :
12 Passé :
13 Futur :
14 Impératif :
Tous les mots composés  154 combinaisons de ce mot
Proverbes  16 Proverbes contenant ce mot

Entrée (3/3)17 andriana
Partie du discours  18 nom
Explications en malgache  19Ny lohany amin' ny foko iray ara-pirazanana, izay nanana tombon-tsoa manokana fahizay, fa indrindra natao halam-patan'ny andriamanjaka, izany hoe nakana izay hompanjaka. [1.1]
20saranga iray teo amin'ny fiaraha-monina faha-mpanjaka izay tompon'ny fahefana teo amin'ny fitondrana sy fihariana. [1.13]
Explications en anglais  21the Sovereign, the nobles; a title of respect, as raondriana, Sir. [Mal. satriyan (?); for omission of s compare ampy, ony, ompa, etc.]. [1.2]
22a king, a queen, royalty; a nobleman, nobility. [1.7]
Explications en français  23noble. [1.3, 1.8, 1.13]
24seigneur. [1.3, 1.13]
25souverain. [1.3]
26roi, reine, royauté; la noblesse. [1.8]
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Vocabulaire  42 Politique
Tous les mots composés  4390 combinaisons de ce mot
Proverbes  44 Proverbes contenant ce mot
Article  45Randzavola: andriana ao amin' ny Baiboly

Anagrammes  46 añandray, 47 Andraina, andraina, 48 an-driana, andriana, 49 iandrana

Mis à jour le 2025/11/06