Entrée an-dry (any, ry)
Partie du discours forme morphologique de any et ry
Exemples 
1himpody aho, menatra an-dry raiko. [2.69]
2Ampy ahy izay nanampiako an-dry zareo izay. [2.4]
3Sao miandry an-dry Ndremba izay naniraka azy! [2.643]

Entrée andry
Partie du discours nom
Explications en malgache Enti-milaza fitsorana, fivalamparana eo ambony tany, kidoro; fatoriana amin' ny alina, filamina tsisy tebiteby. [1.1]
Explications en anglais [Mal. diyan, mandiyan.] [1.2]
Explications en français La position horizontale, l'état de ce qui est étendu, couché
La paix, la tranquillité
L'état de ce qui est figé, gelé, caillé [1.3]
Dérivés 
 

Entrée andry
Partie du discours nom
Explications en malgache Tohana mijoro vita amin' ny biriky, hazo na vato: Nisy andry telo nifanandrify tao amin' ny tranon' ny Ntaolo. [1.1]
Explications en anglais A pillar, a post [1.2, 1.7]
Explications en français Pilier
(fig) soutien [1.3, 1.8]
 Colonne [1.3]
Mots composés 
Ethnonymes 
Toponymes 
Proverbes 

Entrée andry
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Antenaina ho avy ka mijanona eo ihany ny tena ambara-pahatongany: Sakafo tsy andrin' ny maika ny anareo izany, ry Ketaka, ka handeha aho [1.1]
Explications en anglais Waiting, guarding [1.2]
Explications en français Attendu, qu'on peut attendre [1.3]
Dérivés 
 
Mots composés 

Entrée andry
Partie du discours nom
Explications en malgache Fiambenana, fitandremana: Tsara andry ny ombintsika fa olona mahatoky izy
Fitiliana: Ataovy andry maso io zazalahy io fa efa tratra naka zavatr'olona [1.1]
Explications en anglais Watch [1.2]
Explications en français Garde, surveillance, veille [1.3]
Mots composés 

Entrée andry
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Betsimisaraka] Sandry [1.78]

Entrée Andry
Partie du discours nom propre (anthroponyme) [liste complète]
Anthroponymes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/07/19