|
|
|
|

Entrée1  mandry
Radical  2  andry
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Mitsotra na mivalampatra eo ambony tany na kidoro ka mitehika amin' izany ny vatana manontolo: Mahafinaritra ny mandry eto ambonin' itý kidoro malemilemy itý
Matory: Amin' ny folo izahay no manomboka mandry ~ Tapi-mandry olona ~ Tamin' ny izahay nankany Mojanga dia tao Maevatanana no nandry
Milamina tsy misy mpanelingelina, tony sy finaritra: Mandry izao ny saiko fa tonga soa aman-tsara ianareo
ilazana ny ranon-javatra tonga mivongana na mafy: Mora mandry ny ronono. [1.1]
Explications en anglais  5  to lie down, to be lying down, to go to sleep; to be at peace, as the kingdom; to become thick, congealed, etc. [1.2]
6  to lie down; to congeal to freeze; to turn sour (of milk) [1.7]
Explications en français  7  être couché, se coucher; être figé, caillé [1.8]
Exemples  8  Maty, hataoko tsy mandry am-pasandrazany. [2.528#]
9  Io mirahavavy, izay hodianay mivady mandry; [2.69#]
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
13  Impératif :
Tous les mots composés  14  73 combinaisons de mandry
Proverbes  15  Proverbes contenant le mot mandry

Mis à jour le 2025/09/20