Entrée | 1 riana |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Rano mianjera avy amin' ny toerana ambony, izay matetika avy amin' ny fahatapahan' ny lalan' ny renirano, ka tsy misononoka intsony fa midina tampoka manaraka laha-bato mikitoantoana; noho ny rano mianjera mafy, dia misy roatrany be ary mitalakotrokotroka ny riana sasany. [1.1] |
Explications en anglais |
4 rapids, a waterfall [1.7] |
Explications en français |
5 rapide, cascade [1.8] |
Exemples |
6 Ndeha hitsinjo riana eo izy.
[2.245]
7 Mandre reoreo lava, toy ny saobakaka ambody riana. [2.69] 8 Tiany ny fofon-tendrombohitra voatantavan' ny fangarangaran' ny riana. [2.529] |
Dérivés |
|
Tous les mots composés | 13 28 combinaisons de riana |
Vocabulaire | 14 Géographie: (en général) |
Proverbes | 15 Proverbes contenant le mot riana |
Illustrations |
|
Anagrammes | 16 añary, 17 anira, 18 arina, 19 iràna, 20 Naray, 21 raina, 22 riana |
Mis à jour le 2025/09/19 |
![]() |