Entrée riandriana (riana)
Partie du discours nom
Définition française duplicatif [Abinal 1888]
Dérivations 

Entrée riandriana
Partie du discours nom
Définition malgache Vy bontolo, fisapisaka ny tampony, ametrahana ny zavatra hotefena izay kapohina amin' ny maritoa eo amboniny [Rajemisa 1985]
Définition anglaise an anvil [Richardson 1885, Hallanger 1973]
Définition française enclume [Abinal 1888, Hallanger 1974]
Exemples fotsy ny any, fotsy ny aty—dia ny fampohaza sy ny riandriana izay hivelezana ny gadra hamatorana anao. [Rabezandrina: Ikotofetsy]
Vocabulaire 

Entrée riandriana
Partie du discours nom
Définition française arbuste [Abinal 1888]
Vocabulaire 

2018/09/27