|
|
|
|

Entrée1  fiandrianana
Radical  2 andriana
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Toetra maha-andriana; voninahitra, fahamboniana, fiamboniana: Tandrovy lalandava ny fiandriananao [1.1]
Explications en anglais  5 royalty, kingship, sovereignty. [1.2]
6 the dignity of royalty kingship, sovereignty [1.7]
Explications en français  7 gloire et honneur du roi ou de la reine; souveraineté [1.8]
Exemples  8  Amin' ny fiandrianana avo, izay nomen' i Jehovah Anao. [2.649#]
9  Nivoaka amy ny fiandrianana toy ny teo hiany Ranavalona III. [2.59#]
Tous les mots composés  10 mari-piandrianana

Anagrammes  11 anandrifiana, fiandrianana

Mis à jour le 2025/12/08