Index

Proverbes : boboka

Proverbe Andry boboka : ny fahavalo tsy aiza fa eo am-povoan-trano. [Rinara 1974 #246]
Fahavalo tsy lavitra toa andry boboka eo ampovoan-trano. [Rinara 1974 #1054]

Proverbe Boboka asian-tsoa toa voatavo menaka. [Rinara 1974 #904]
Nahoana hianao no boboka asian-tsoa, toy ny voatavo menaka ? [Veyrières 1913 #5458, Cousins 1871]
Nahoana no boboka asian-tsoa toa voatavo menaka ? [Rinara 1974 #2668]
Traduction française Pourquoi êtes-vous saturé et dégoûté du bien qu' on vous fait, comme la calebasse où l' on conserve la graisse ? [Veyrières 1913 #5458]

Proverbe Efa afa-po toa hisatra aho, ary boboka toa hazondrano. [Rinara 1974 #1021]
Efa afa-po toa hisatra aho, efa boboka toa hazondrano. [Veyrières 1913 #4673, Cousins 1871 #865]
Traduction française J' ai le coeur tiré de satisfaction comme l' écorce de jonc, je suis imbibé et rassasié comme le jonc hazondrano. [Veyrières 1913]
Interprétation française Paroles de remerciements après un bon repas. [Veyrières 1913 #4673]

Proverbe Tsy misy hazo natao tsy ho boboka, na mahitsy izy na bila. [Rinara 1974 #4710]

Index