Entrée hazondrano (hazo, rano)
Partie du discours nom
Définition malgache Hazo fahita any amin' ny ala atsinanana, mety ho lava, nefa matetika antonontonony ihany, mazavazava ny volony ary fanaovana zavamaneno indrindra (amponga, gitara...) sy rafikazo samihafa vola. (Ilex mitis) [Rajemisa 1985]
Définition anglaise  [Tanala] a tree from which the poles of gentlemen's palanquins are made. Elodendron (?) sp. Same as lampivahitra and mangibary [Richardson 1885]
Vocabulaire 
Nom scientifique Ilex mitis
Synonymes lampivahitra ~ mangibary
Citations 

Entrée hazondrano (hazo, rano)
Partie du discours nom
Définition anglaise  [Betsileo] a kind of rush used in making mats and baskets. Scirpus corymbosus, Heyne. Same as forona [Richardson 1885]
Vocabulaire 
Nom scientifique Scirpus corymbosus
Synonymes forona

2016/02/27