|
|
|
|

Entrée1  afa-po
Mots élémentaires  2 afaka, 3 fo
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5 manana ny zavatra rehetra ilaina: Misaotra indrindra, tompoko, fa afa-po ny zanako eto momba ny fianarana.
6 leo, tsy mahazaka intsony: Veromanga nifandray tendrroe: ianareo soa, izahay tsara; ianareo tsy tia, izahay afa-po. (Hainteny).
7 miaiky fa tsy mahita, amin' ny fangalam-piery. [1.1]
Explications en anglais  8 satisfied. [1.2, 1.7]
9 satiated; disheartened, discouraged; to be free from painful regrets after having exerted one's self to the utmost in the unsuccessful pursuit of an object. See ala fo.. [1.2]
Explications en français  10 satisfait. [1.8, 1.13]
11 rassasié. [1.8]
12 assouvi. [1.13]
Exemples  13  Tahaka ny afapo ery izy ireo amin' ny fahitany ny vola tahiriny. [2.470#]
Proverbes  14  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2025/11/02