Index

Proverbes : boboka

Proverbe 1Andry boboka : ny fahavalo tsy aiza fa eo am-povoan-trano. [2.558 #246]
Fahavalo tsy lavitra toa andry boboka eo ampovoan-trano. [2.558 #1054]

Proverbe 2Boboka asian-tsoa toa voatavo menaka. [2.558 #904]
Nahoana hianao no boboka asian-tsoa, toy ny voatavo menaka ? [2.415 #5458, 2.653]
Nahoana no boboka asian-tsoa toa voatavo menaka ? [2.558 #2668]
Traduction françaisePourquoi êtes-vous saturé et dégoûté du bien qu' on vous fait, comme la calebasse où l' on conserve la graisse ? [2.415 #5458]

Proverbe 3Efa afa-po toa hisatra aho, ary boboka toa hazondrano. [2.558 #1021]
Efa afa-po toa hisatra aho, efa boboka toa hazondrano. [2.415 #4673, 2.653 #865]
Traduction françaiseJ' ai le coeur tiré de satisfaction comme l' écorce de jonc, je suis imbibé et rassasié comme le jonc hazondrano. [2.415]
Interprétation françaiseParoles de remerciements après un bon repas. [2.415 #4673]

Proverbe 4Tsy misy hazo natao tsy ho boboka, na mahitsy izy na bila. [2.558 #4710]

Index