Entrée (1/2) | 1 vokatra |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Ny voan' ny zavamaniry na ny vodin' ny zavamaniry fihinana tonga amin' ny fahamasahany: Rehefa miakatra ny vokatra, somebiseby ny iray tanàna Ny soa azo: Mivelona amin' ny vokatry ny asan-tanany izy |
Explications en anglais |
4 [1.7] fruit, produce; a result |
Explications en français |
5 [1.8, 1.13] produit, résultat 6 [1.8] fruit, récolte qui produit 7 [1.13] effet, conséquence 8 [1.196] Nom général des fruits de la terre ; tout ce que produit la terre et qu'on peut manger |
Exemples |
9 [2.442#] izahay mampakatra ny vokatra. 10 [4.27#] Raha eny, inona ny vokatra azo? |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 35 Proverbes contenant le mot vokatra |
Article |
36 Randzavola: vokatra ao amin' ny Baiboly (=> asa) |
Entrée (2/2) | 37 vokatra |
Partie du discours | 38 adjectif |
Explications en malgache |
39 [1.1] Be dia be, betsaka, sesehena: Vokatra ny paiso tamin' ity taona ity Lonaka: Vidio io saha io fa tsy hohita tany vokatra ohatra an' io ianao |
Explications en anglais |
40 [1.7] productive |
Explications en français |
41 [1.196] fertile, productif: Vokatra ity tanimbary ity (cette rizière est fertile ; donne beaucoup de riz) |
Exemples |
42 [2.472#] vokatra be ny voanjonareo. |
Vocabulaire |
43 Botanique |
Mots composés |
|
Anagrammes | 47 vatrako, vokatra, votraka |
Mis à jour le 2025/05/08 |
![]() |