|
|
|
|

Entrée (1/2)1  famokarana
Radical  2  fokatra
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Fihadiana: Amin' ny mitsidika andro ny famokarana ny razana
Famohazana, famelomana indray: Tsy ilaina ny famokarana ny lasa
Explications en anglais  5  [1.7] exhumation of the dead
Explications en français  6  [1.8] exhumation d'un cadavre

Entrée (2/2)7  famokarana
Radical  8  vokatra
Partie du discours  9  nom
Explications en malgache  10  [1.1] Fanomezana, fampitomboana vokatra, famoazana
Explications en anglais  11  [1.7] industrial or agricultural production
Explications en français  12  [1.8] production agricole ou industrielle
13  [1.13] production
Exemples  14  Ahoana ny fomba fitsinjarana ny tany famokarana? [2.424#]
15  Ny fomba famokarana kapitalista mantsy, dia mitaky fomba fiasa henjana sy fomba fisaina hentitra. [2.606#]
Mots composés 

Anagrammes  21 

Mis à jour le 2025/01/21